NOMANINA (Fredy Jaofera)
Pas encore lu
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
NOMANINATsy misy mametra
ny zava-tianao
rehefa izay no sahanina ;
ny zava-drehetra
dia azo atao
rehefa tsy misy nomanina.
Fredy JAOFERA
.
--------
Lien:
