NY ANKEHITRINY (Fredy Jaofera)
Pas encore lu
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
NY ANKEHITRINYRehefa ela loatra
no isainana ny hoavy
dia ho lasa ny ankehitriny,
ny tonga hiloatra
na hanelingelina avy
dia izay nandreraka fahiny.
Fredy JAOFERA
--------
Lien:
