NY AO ANATINY (Fredy Jaofera)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
NY AO ANATINY




Raha te hamono fahavalo,
poteho àry ny ao anatiny
dia hahazo fandresena ;
tsy eritreritra mandalo
fa mandrapahafatiny
no hiaina fahalemena.




Fredy JAOFERA
--------
Rohy:
746 0
Hametraka hevitra
Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0116