You are here: home > Vetso

NY APONDRA - Fredy Jaofera


NY APONDRA





Ny apondra
dia sarobidy
any an-tendrombohitra ;
diamondra
fa mpandidy,
na misy be mpanohitra !




Fredy JAOFERA





Hametraka hevitra

Midira aloha