NY ASAM-PANOMPOANA (Fredy Jaofera)

Pas encore lu

Demander une lecture
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
NY ASAM-PANOMPOANA







Ny asam-panompoana
tsy ilana rehareha
na mainka ihamboana
vao iny fa mba hoe...



Ny asam-panompoana
fanao am-pifaliana
mbola hampandrosoana
ny amin’izay takina.



Ny asam-panompoana
tsy ilana avona avy
fa andraikitra imasoana,
na tsy mba miangavy.



Ny asam-panompoana
fanao mangingina
mbola mba hahazoana
ny tokim-pitahiana.






Fredy JAOFERA
--------
Lien:
Catégorie : Fiaraha-monina - fiainana
1677 0
Ajouter un commentaire
Veuillez vous connecter
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0119