NY FANAJANA (Fredy Jaofera)
Pas encore lu
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
NY FANAJANANy fanajana
dia porofom-pitiavana
iray lehibe
ka aza fafana
fa hiova fahasoavana
fatratra re.
Fredy JAOFERA
--------
Lien:
Catégorie :
Ahy - Fahatsiarovana - Fananarana - Eritreritra mandalo - Fiainana - Aingam-panahy - Fitiavana