You are here: home > Vetso

NY FANGINANA - Fredy Jaofera

Azo vakiana?




NY FANGINANA





Amintinana
ny mitaiza
raha mibitaka :
ny fanginana
no sakaiza
tsy mamitaka.





Fredy JAOFERA





Hametraka hevitra

Midira aloha

Mombamomba

Mpanoratra : Fredy Jaofera


Nampiditra : 3004
Daty : 11/08/2020
Mpamangy : 152
Mankafy : 0

Tononkalo hafa

FITAFY
MIHIRA
REHEFA
HEHY
MAMOHA POETY
ADY MARO
TSY HO AZONAO NY FOKO
FISARAHANA
LALINA
NY FANANAM-PAHATSORANA