NY FANGINANA (2) (Fredy Jaofera)

Pas encore lu

Demander une lecture
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
NY FANGINANA





Ny fanginana
dia toetra iray
hanankinana
ny ora tsy hay.




Ny fanginana
dia fiadanana,
fanambinana
azo tohanana.




Ny fanginana
dia fandidiana
fahamarinana
azo itokiana.




Ny fanginana
dia harena koa,
fahamalinana
mitsinjo tokoa.




Fredy JAOFERA
--------
Lien:
168 0
Ajouter un commentaire
Veuillez vous connecter
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0106