NY FIADIAKO (Fredy Jaofera)
Pas encore lu
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
NY FIADIAKONy fiadiako
dia finoana
sy fitiavana,
tsy ampiako
na soloana
fa goavana.
Fredy JAOFERA
--------
Lien:
Catégorie :
Fahatsiarovana - Fananarana - Eritreritra mandalo - Fiainana - Aingam-panahy - Fitiavana
