You are here: home > Vetso

NY FIAINANA - Fredy Jaofera

Azo vakiana?



NY FIAINANA





Ny fisainana
dia hatanjaho
rehefa tsy soa
no avy misesy
ka maty masoandro ;
ny fiainana
toy ny lalao,
rehefa tsy voa
dia mandresy
arakaraky ny andro !




Fredy JAOFERA



Hametraka hevitra

Midira aloha