NY FIAINANA HAFALIANA (Fredy Jaofera)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
NY FIAINANA HAFALIANA



Ny fiainana hafaliana
hita ho mahafinaritra
tsy mitady hakiviana
sy tsy tsapa miaritra.


Ny fiainana hafaliana
mendrika araraotina
hikaroham-paniriana
matotra sy maotina.



Ny fiainana hafaliana
mivoy hira sy aponga
tsy mibaby habibiana
fa mety ho somonga.




Ny fiainana hafaliana
misy fahasambarana
mbola azoko itokiana
fa tsy tia fitsaharana.




Fredy JAOFERA
--------
Rohy:
291 0
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny tononkalo
Mpanoratra : Fredy Jaofera
Nampiditra : 3004
Daty : 28/08/2023 11:32
Antsantononkalo

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa Hampiditra feo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0155