NY FIAINANA TSARA (Fredy Jaofera)
Pas encore lu
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
NY FIAINANA TSARANy azoko ambara
hipoiram-pahasoavana
tsy hanam-piafarana :
ny fiainana tsara
dia avy amin'ny fitiavana
tarihin'ny fahalalana.
Fredy JAOFERA
--------
Lien:
