You are here: home > Vetso

NY FIFANKATIAVANA - Fredy Jaofera

Azo vakiana?




NY FIFANKATIAVANA





Ny mamy nandiavana,
toy iny raozy nialana :
tsy hipoitra ny fanjany
raha mitsimoka irery
fa ny fifankatiavana,
toy ny fahasalamana :
tsy hainao ny lanjany
raha tsy efa very !




Fredy JAOFERA


Hametraka hevitra

Midira aloha

Mombamomba

Mpanoratra : Fredy Jaofera


Nampiditra : 3004
Daty : 22/05/2020
Mpamangy : 91
Mankafy : 0

Tononkalo hafa

MIAINA
PANTEKOSTA
TANJONA TSARA
TSISY FOTONY
NY RIVOTRA
REHEFA FANTATRA
FIOVAN'NY TENA
MIALA MANGINA
NY SAKAIZA
HAFA FANDRY