NY FITIAVANA VE ? (Fredy Jaofera)

Pas encore lu

Demander une lecture
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
NY FITIAVANA VE ?





Tsy misy taona
fa vao mihaona
dia miramirana
rehefa idirana.




Tsy misy fetra
fa dia tarigetra
misy hafaliana
tsy mba ahina.




Tsy misy aizina
raha tsy laizina
ny vazon'ny fo
metimety sy to.




Tsy misy alona
na ora mialona
fa rindra mamy
isaky ny tamy !




Fredy JAOFERA
--------
Lien:
797 0
Ajouter un commentaire
Veuillez vous connecter
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0117