NY FITONDRAN-TENAKO (Fredy Jaofera)

Pas encore lu

Demander une lecture
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
NY FITONDRAN-TENAKO




Fototra anorenako
ny misy tsy hiainana ahiahy
mba ho an'izao tontolo izao,
ny fitondran-tenako :
raha tsara no itondrana ahy,
tsara kokoa no itondrako anao.




Fredy JAOFERA
--------
Lien:
834 0
Ajouter un commentaire
Veuillez vous connecter
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0124