NY FOTOAN-TSAROTRA (Fredy Jaofera)
Pas encore lu
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
NY FOTOAN-TSAROTRANy fotoan-tsarotra dia manome
ny fahalalana rehetra
tsy vitan'ny tany an-tsekoly,
azo ampiasaina hampandeha
ny misy tsy hitsetra
sy rehefa mitady fialamboly.
Fredy JAOFERA
--------
Lien:
Catégorie :
Ahy - Fahatsiarovana - Fananarana - Fiaraha-monina - Eritreritra mandalo - Fiainana - Aingam-panahy
