NY HAFALIANA (Fredy Jaofera)
Pas encore lu
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
NY HAFALIANANy hafaliana
dia ilain'ny fanahy
fa mamelona antsika
ka aza variana,
ampiasao fa sahy
mamoha hahasariaka.
Fredy JAOFERA
--------
Lien:
