Ampidiro aloha ny tenimiafina
NY HASAMBARANA (Fredy Jaofera)
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
NY HASAMBARANANy hasambarana
dia avy hisoko
any anatin'ny onja
rehefa hisantarana
ny efa ninoako
fa tsy nofy monja.
Fredy JAOFERA
--------
Rohy:
Sokajy :
fiainana - Aingam-panahy
