NY HOAVY (Fredy Jaofera)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
NY HOAVY





Mandrosoa,
lolohavy
ireo kinasa ;
tsara kokoa
ny hoavy
noho ny lasa.





Fredy JAOFERA
--------
Rohy:
644 1
Mpakafy: Tsinjonantenaina
Hametraka hevitra
Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0333