NY KRISMASY VE ? (Fredy Jaofera)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
NY KRISMASY VE ?




Ny krismasy
dia lohataona
ho an'ny fanahy ;
tsy hangasihasy
fa toky no hitaona
an'ireo manahy.




Fredy JAOFERA
--------
Rohy:
696 0
Hametraka hevitra
Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0406