NY LALAN'I KRISTY (Fredy Jaofera)

Pas encore lu

Demander une lecture
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
NY LALAN'I KRISTY



Ny lalan'i Kristy
no lalam-pamonjena,
maro mpankafy
sy misy fandresena.



Ny lalan'i Kristy,
lalam-pahamarinana
mbola kanto ery
sy feno fanambinana.



Ny lalan'i Kristy,
lalam-pahasambarana
andrianina satria
tena ohatra azo ianarana.



Ny lalan'i Kristy,
lalam-piainana tsy roa
mambomba fitia
sy injao mitondra soa.




Fredy JAOFERA
--------
Lien:
Catégorie : ahy - fiainana - Aingam-panahy - Fitiavana
978 1
Fans: andrii15
Ajouter un commentaire
Veuillez vous connecter
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0139