NY MARINA (Fredy Jaofera)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
NY MARINA




Ny marina toy ny vato am-balam-parihy
raha tsy hitan'ny angady fahavaratra,
hitan'ny antsy raha lohataona ;
ka tsarovy fa na navalona anaty tsihy
tsy hipoipoitra na ho hita taratra,
aza hadinoina fa ho hita foana !




Fredy JAOFERA
--------
Rohy:
Sokajy : Fiaraha-monina
1223 0
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny tononkalo
Mpanoratra : Fredy Jaofera
Nampiditra : 3004
Daty : 19/02/2008 18:22
Antsantononkalo

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa Hampiditra feo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0141