NY MIFOHA (Fredy Jaofera)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
NY MIFOHA




Hainao moa
ny mandrara
ny misy ho lavitry ny rofy ?
Ny mifoha
no fomba tsara
hanatanterahana ny nofy.




Fredy JAOFERA
--------
Rohy:
257 0
Hametraka hevitra
Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0119