NY MPIALONA (Fredy Jaofera)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
NY MPIALONA





Ny mpialona ange
dia ny olo-mandrava
ny tsy hay atsangany
ka isaky ny mandeha
dia mandranitra lava
fa tsy hita ny sangany.





Fredy JAOFERA
--------
Rohy:
330 0
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny tononkalo
Mpanoratra : Fredy Jaofera
Nampiditra : 3004
Daty : 03/06/2022 23:56
Antsantononkalo

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa Hampiditra feo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0102