NY NOSY NIAVIANA (Fredy Jaofera)

Pas encore lu

Demander une lecture
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
NY NOSY NIAVIANA




Ny nosy niaviana
dia tsy ikimpiana
fa mba ivavahana
rehefa nisarahana.



Ny nosy niaviana
dia tsy hay ariana
fa satry hifikirana,
na misy halavirana.



Ny nosy niaviana
dia zavatra tiana
fa masina marina,
na mitady hivarina.



Ny nosy niaviana
dia tany itokiiana
tsy hay hadinoina
sy sarotra soloina.




Fredy JAOFERA
--------
Lien:
267 0
Ajouter un commentaire
Veuillez vous connecter
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0117