NY OLOMBELONA (Fredy Jaofera)
Pas encore lu
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
NY OLOMBELONANy olombelona,
tsy afaka hiaina
ivelan'ny fitiavana
no hafatra velona
mba lazalazaina
matoa mihavana.
Fredy JAOFERA
--------
Lien:
Catégorie :
Ahy - Fahatsiarovana - Fiaraha-monina - Fananarana - Eritreritra mandalo - Fiainana - Aingam-panahy
