You are here: home > Vetso

NY PENINA - Fredy Jaofera

Azo vakiana?

NY PENINA




Fiadiana mahery
eo am-pelan-tanako
ny penina 
handravana fery
ho tonga fiadanako
ra' tenenina.



Fredy JAOFERA



Hametraka hevitra

Midira aloha