NY RANOMASINA TONY (Fredy Jaofera)
Pas encore lu
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
NY RANOMASINA TONYInona ihany àry itony
ora mamdreraka
mbola mahamay ?
Ny ranomasina tony
dia tsy miteraka
tantsambo mahay.
Fredy JAOFERA
--------
Lien:
