You are here: home > Vetso

NY RIVOTRA - Fredy Jaofera

Azo vakiana?



NY RIVOTRA





Misovoka ny mpanorisory
fa 'lay fitiako tsy hiofo,
na ho bitika monja ;
tsy ny ranomasina akory
fa ny rivotra mifofofofo
no mivimbina onja !




Fredy JAOFERA


Hametraka hevitra

Midira aloha