NY TAHOTRA (Fredy Jaofera)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
NY TAHOTRA




Tsy hivahobahotra
na hipararetra
lava izao :
aza avela ny tahotra
tonga hametra
ny vitanao.




Fredy JAOFERA
--------
Rohy:
29 0
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny tononkalo
Mpanoratra : Fredy Jaofera
Nampiditra : 3004
Daty : 05/07/2024 06:18
Antsantononkalo

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa Hampiditra feo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0294