NY TENA FAHAVALO (Fredy Jaofera)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
NY TENA FAHAVALO





Ny tena fahavalo
dia mody namanao
rehefa miadan-tsaina 
ka sarotra atakalo
rehefa be ny raorao
kanefa tsy antenaina.





Fredy JAOFERA
--------
Rohy:
646 0
Hametraka hevitra
Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0119