You are here: home > Vetso

NY TENA SAKAIZA - Fredy Jaofera

Azo vakiana?




NY TENA SAKAIZA





Amin'ny fahoriana,
haren-tsarobidy
ny tena sakaiza
fa ilay azo itokiana
rehefa mangidy
ny ora mitaiza !




Fredy JAOFERA


Hametraka hevitra

Midira aloha