NY TENY (Fredy Jaofera)
Pas encore lu
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
NY TENYNy tany
dia reny
tsy ho faty mihitsy,
toy izany
ny teny
matoa aho mahitsy.
Fredy JAOFERA
--------
Lien:
