NY TIAKO HAMPITAINA (Fredy Jaofera)

Pas encore lu

Demander une lecture
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
NY TIAKO HAMPITAINA




Ny tiako hampitaina re
fa lalan-kevitra izorana
tsy ho diso sy haharitra :
ny tena hatsaran-tarehy,
hita amin'ny fahatsorana
ary porofo mahafinaritra.




Fredy JAOFERA
--------
Lien:
8 0
Ajouter un commentaire
Veuillez vous connecter
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0122