NY TONONKALO (2) (Fredy Jaofera)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
NY TONONKALO




Aza mandefa fisainana
fa izao no hafatra iray
mafonja isan'andro ka fohazy :
ny tononkalo dia fiainana
toy ny afo amin'ny kitay
mipoitra avy ao ary manova azy.




Fredy JAOFERA
--------
Rohy:
503 0
Hametraka hevitra
Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0117