Ampidiro aloha ny tenimiafina
NY TSARA (Fredy Jaofera)
Pas encore lu
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
NY TSARAIndraindray,
mandalo ny ratsy
vao mahazo ny tsara ;
marina izay,
jereo atsy ho atsy
fa hitsiky ny anjara.
Fredy JAOFERA
--------
Lien:
Catégorie :
Fiaraha-monina - fiainana - fananarana - Fahatsiarovana - Eritreritra mandalo - Aingam-panahy - ahy
