NY VARAVARANA MISOKATRA (Fredy Jaofera)
Mbola tsisy niantsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
NY VARAVARANA MISOKATRAIzay heverinao ho tohatra
dia miteny hoe : miakara
tsy misy eto fanakanana ;
ny varavarana misokatra
dia tsy voatery ho tsara,
mamoha be fiadanana.
Fredy JAOFERA
--------
Rohy:
