You are here: home > Vetso

NY VORONA - Fredy Jaofera

Azo vakiana?




NY VORONA





Ny vorona, hono,
dia lasa miafina
rehefa ho faty ;
angamba mifono
rehefa tarafina
jiro ao anaty !




Fredy JAOFERA