NY ZAVATRA TSARA (Fredy Jaofera)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
NY ZAVATRA TSARA




Aza malaina
hanambara
soa sao voafafa ;
Ilaina lazaina
ny zavatra tsara
ho jiron'ny hafa.




Fredy JAOFERA
--------
Rohy:
91 0
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny tononkalo
Mpanoratra : Fredy Jaofera
Nampiditra : 3004
Daty : 02/04/2024 23:33
Antsantononkalo

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa Hampiditra feo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.015