OLON-DAINGA (Fredy Jaofera)
Pas encore lu
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
OLON-DAINGAOlon-dainga
vao miainga
ka tsy itokiana,
na rahoviana,
rehefa hiova
ho tena lova.
Olon-dainga
ka ny bainga
tsy antenaina
raha lazaina
fa mpanary
tsy manjary.
Fredy JAOFERA
--------
Lien:
Catégorie :
Fampaherezana - Fiononana - Fiaraha-monina - Eritreritra mandalo - fiainana - Aingam-panahy
