PEJY VAOVAO (Fredy Jaofera)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
PEJY VAOVAO




Velomy ny nisy, atambaro
ho soratra re ka alefao
rehefa mitantana ;
ny fiainana dia boky maro
ka isan'andro dia vaovao
ny pejy soratana.
.



Fredy JAOFERA
--------
Rohy:
114 1
Mpakafy: Fidy Art Niaina
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny tononkalo
Mpanoratra : Fredy Jaofera
Nampiditra : 3004
Daty : 28/02/2025 02:58
Antsantononkalo

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa Hampiditra feo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.014