POROFO (Fredy Jaofera)
Pas encore lu
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
POROFOTsy mihavana
amin'ny nofo
ny fanesoana ;
ny fitiavana,
mitaky porofo
vao inoana.
Fredy JAOFERA
--------
Lien:
Catégorie :
Fananarana - Fiaraha-monina - Eritreritra mandalo - Fiainana - Aingam-panahy - Fitiavana
