RAHA FAHANTRANA (Fredy Jaofera)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
RAHA FAHANTRANA





Raha fahantrana
no misy aminao,
rakofy finoana ;
ny fahagagana,
'zay ezaka atao
no handrosoana.





Fredy JAOFERA
--------
Rohy:
852 0
Hametraka hevitra
Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0137