RAHA MIFOHA (Fredy Jaofera)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
RAHA MIFOHA




Tsorina aloha,
tsy ilana anjona
mirongatra akory
raha mifoha
tsy misy tanjona,
miverena matory.




Fredy JAOFERA
--------
Rohy:
58 0
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny tononkalo
Mpanoratra : Fredy Jaofera
Nampiditra : 3004
Daty : 08/04/2024 05:52
Antsantononkalo

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa Hampiditra feo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0153