RAHA TE... (Fredy Jaofera)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
RAHA TE...



Raha te ho tsara ny dia,
aoka tsy hisaraka,
na inona mitoetra ;
mifampitantana ny mitia
sy miatrika miaraka
ny zava-drehetra.




Fredy JAOFERA
--------
Rohy:
72 0
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny tononkalo
Mpanoratra : Fredy Jaofera
Nampiditra : 3004
Daty : 18/08/2024 23:02
Antsantononkalo

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa Hampiditra feo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0187