RAINAZY (Fredy Jaofera)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
RAINAZY





Aza mamaly faty
fa ny mpanao ratsy
dia ho potika ho azy
rehefa tonga ny daty
fa tapitra teo ny vatsy
sy hita fa lasa rainazy.




Fredy JAOFERA
--------
Rohy:
459 0
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny tononkalo
Mpanoratra : Fredy Jaofera
Nampiditra : 3004
Daty : 17/03/2021 13:11
Antsantononkalo

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa Hampiditra feo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0102