RAKI-MALALA (2) (Fredy Jaofera)
Mbola tsisy niantsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
RAKI-MALALARaki-malala
'tony alahelo
tsy afa-miala,
mamelovelo.
Raki-malala
ny ratram-po
'zay nanadala
sy mba nanjo.
Raki-malala
ny ady mafy
nijoalajoala
sy tsy fitafy.
Raki-malala
ny sedra lava
tsy nisalasala
nanavatsava.
Fredy JAOFERA
--------
Rohy: