RANO MALOTO (Fredy Jaofera)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
RANO MALOTO




Ny rano maloto
dia tsy manakana
ny zava-maniry
tsy hitombo ;
ny loham-boto,
tsy hampiakana
azy iny impiry
rehefa dombo.




Fredy JAOFERA
--------
Rohy:
209 0
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny tononkalo
Mpanoratra : Fredy Jaofera
Nampiditra : 3004
Daty : 12/06/2023 13:22
Antsantononkalo

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa Hampiditra feo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0152