RANOM-PASIKA (Fredy Jaofera)

Pas encore lu

Demander une lecture
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
RANOM-PASIKA




Toy ny ranom-pasika,
natao tsy hisy
fa nisy ihany
'lay fitia mahakasika
anao ka lisy
tsy hita lany.



Fredy JAOFERA
--------
Lien:
Catégorie : Fitiavana
973 0
Ajouter un commentaire
Veuillez vous connecter
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0114