RAVAO (Fredy Jaofera)
Pas encore lu
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
RAVAOAza avela ny ratsy
hanimba ny tsara
ao aminao
raha mitady vatsy
hahasoa ny anjara
ka ravao.
Fredy JAOFERA
--------
Lien:
Catégorie :
Fahatsiarovana - fananarana - Fiaraha-monina - Eritreritra mandalo - fiainana - Aingam-panahy
